Actualités

 

Fanambarana ho an’ny mpanjifa BOA

BANK OF AFRICA – MADAGASCAR dia miara-mientana amin’ny firenena manontolo amin’izao vanim-potoana hiadina amin’ny COVID 19 izao, ka nandray fepetra hanohanana ny Mpanjifa ao aminy, izay miaina fahasahiranana vokatr’izao krizy ara-pahasalamana izao.

Misokatra ny tambajotra sy ireo tolotra nomerika

BANK OF AFRICA dia manome lanja lehibe ny fitohizana sy ny fahatomombanan’ny tolotra omena anao. BANK OF AFRICA dia manaraka ny lalàna sy ny fandaminana napetraky ny fanjakana ho fitsinjovana ny mpiarabelona.

A votre écoute

Nous sommes à votre écoute !

Votre besoin: *

Civilité: * MlleMmeM.

Nom: *

Prénom:

Email: *

Téléphone: *

Téléphone:

Vous êtes: * ParticulierEntreprise

Êtes-vous déjà client: * OuiNon

Numéro de compte de 11 positions: *

Votre agence si vous êtes déjà client, ou agence préférée: *

Votre message pour nous: *