Misokatra ny tambajotra sy ireo tolotra nomerika

Ry Mpanjifa hajaina,

BANK OF AFRICA dia manome lanja lehibe ny fitohizana sy ny fahatomombanan’ny tolotra omena anao.

BANK OF AFRICA dia manaraka ny lalàna sy ny fandaminana napetraky ny fanjakana ho fitsinjovana ny mpiarabelona.

Izany no antony nandraisanay ireto fepetra ireto, izay manaraka tanteraka ny fanampahan-kevitry ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara.

Ny tambanjotra,

Nomena toromarika manokana ireo mpiara-miasa aminay ka afaka mandray anao eny amin’ny masoivohon’ny Banky, ao anatin’ny fanajana ny fitsipika rehetra hiarovana ny fahasalamana.

Mampahatsiahy anao anefa izahay fa voafetra ny fivezivezena. Noho izany dia tokony ho feranao ny fandalovanao eny amin’ireo masoivoho.

Ireo tolotra nomerika

Afaka mampiasa sy mijery ny momba ny kaontinao 24/24ora sy 7/7andro ianao miaraka amin’ireo tolotra nomerika.

Manana tolotra nomerika maro afaka ampiasaina tsy miato sy ijerevana ny momba ny kaonty, 24/24ora sy 7/7andro ianao :

  • Ireo milina fisintonam-bola dia afaka angalana sy amindrana vola tsy ampiahiahiana. Voafahana matetika izy ireo ary misy « gel hydro alcoolique » azonao ampiasaina.
  • Ny tolotra MyBOA dia ahafahanao manara-maso sy mikirakira ny kaontinao amin’ny findainao. Raha toa ka mbola tsy nanjifa MyBOA ianao dia manasa anao izahay anantona ny masoivoho misy ny kaontinao manao fangatahana. Rehefa izay dia sintony ao amin’ny Google Play na Itunes ny MyBOA.
  • Ho an’ireo Orinasa, ny rafitra fitantanam-bola an-tserasera, BOAweb dia mametra ny vivezivezenareo ka ahafahanareo mitantana ny kaonty sy ny raharaham-barotra any amin’izay toerana rehetra misy anareo. Raha toa ka mbola tsy nanjifa izany dia manatona ny masoivoho misy ny kaonty manao fangatahana

Fifandraisana

Ireo mpifandray aminao mahazatra dia efa mafantatra sy matsapa ny maha-zava-dehibe ny ahazoana azy ireo haingana amin’ny antso an-taroby.

Izahay rehetra ato amin’ny BANK OF AFRICA dia vonona ny hanome fahafaham-po anao.

Fihetsika fiarovan-tena

Farany, manentana ny tsirairay hanaja an-tsakany sy an-davany ny torimariky ny manampahefana ary hanaraka ireo fepetra rehetra ankehitriny, izay hany fomba mahomby hiadiana amin’ny valanaretina.

   

Miaraka isika, hanambatra ny hery handia izao fotoan-tsarotra izao.

Mirary soa ho antsika rehetra.

BANK OF AFRICA – MADAGASCAR

 




Notre réseau reste ouvert et nos services digitaux sont disponibles

Chers clients,

BANK OF AFRICA attache la plus haute importance à la continuité et à la stabilité du service que nous vous devons.

Par ailleurs, BANK OF AFRICA est consciente de toutes ses responsabilités vis-à-vis de sa communauté et des services de l’État.

C’est pourquoi, dans la stricte conformité aux décisions de Son Excellence Monsieur le Président de la République, nous avons pris les dispositions suivantes.

Le réseau

Nos équipes ont été réorganisées de manière à continuer à vous accueillir en agence, avec toutes les règles d’hygiène et de sécurité adéquates.

Nous rappelons cependant qu’une stricte limitation des déplacements doit être observée et par conséquent vos visites en agence doivent désormais être limitées aux démarches indispensables.

Les services digitaux

Nous sommes en effet également à votre disposition 24/24H et 7jours/7 grâce à nos services digitaux.

  • Nos distributeurs de billets sont régulièrement approvisionnés et du gel hydro alcoolique y est à votre disposition. Vous pouvez donc y retirer de l’argent en toute sécurité, et effectuer des virements BOA.
  • L’application MyBOA vous permet de suivre et de mouvementer vos comptes à partir de votre téléphone mobile. Si vous n’y avez pas encore souscrit, une simple et unique signature dans votre agence vous permettra ensuite d’éviter tout déplacement. Merci de contacter votre gestionnaire de compte. Vous pouvez télécharger l’application via Google Play ou Itunes.
  • Pour les entreprises, notre système de banque en ligne, BOAweb , vous évite également tout déplacement et vous pouvez ainsi gérer vos comptes et votre activité à distance. Si vous n’y avez pas encore souscrit, une simple et unique signature en agence suffit. Merci de contacter votre gestionnaire de compte.

Contact

Tous vos interlocuteurs habituels ont été particulièrement sensibilisés à l’importance de pouvoir être joints encore plus facilement que d’habitude.

Nous sommes donc toutes et tous à votre disposition.

Gestes barrières

Enfin, nous vous appelons à la prudence, au strict respect des décisions des autorités et au suivi scrupuleux des gestes barrières rappelés ci-dessous, seuls moyens aujourd’hui efficaces pour lutter contre l’épidémie.

   

Ensemble, nous traverserons ces moments difficiles. Ensemble, nous serons plus forts.

Bon courage à nous tous.

BANK OF AFRICA – MADAGASCAR

A votre écoute

Nous sommes à votre écoute !

Votre besoin: *

Civilité: * MlleMmeM.

Nom: *

Prénom:

Email: *

Téléphone: *

Téléphone:

Vous êtes: * ParticulierEntreprise

Êtes-vous déjà client: * OuiNon

Numéro de compte de 11 positions: *

Votre agence si vous êtes déjà client, ou agence préférée: *

Votre message pour nous: *